Fitantanan-drano mirindra, antokin'ny famokarana maharitra sy ny fahaleovan-tena ara-tsakafo.
FR MG EN

Fampiasana fitaovana azo vokarina eny an-toerana

TongasoaVahaolana voarayFampiasana fitaovana azo vokarina eny an-toerana…
Fampiasana fitaovana azo vokarina eny an-toerana
photo 1 photo 2 photo 3 photo 4
Fanangonana ranon'orana Fiarovana ny nofotany sy ny rano Fanondrahana mitsitsy rano Ketrika vaovao

Fampiasana fitaovana azo vokarina eny an-toerana

  • Natolotry : RANDRIAMANAMPISOA Lovatiana Evariste
  • Toerana : Anjozorobe, Analamanga
  • Efa nampiasaina havirina? : 2022
  • Velarany toerana : 0.20 ha
  • Tombam-bidy : < 50 000 Ar
  • Karazana voly ampiasana azy : Légumes,Hazo fihinambo, Pépinière
0 voty
Tapitra ny fifidianana

Fanazavana momba ilay tolotra

1)Ny vidin'ireo fitaovana hampiasaina ny rano hanondrana hitantanana hanangonana. FIASAN'NY TEKNIKA. 2)*Voatavo siny : hanondrahana voly,satria mahazaka rano 10L mihoatra ny siny iray,Hanangonana ranonorana ihany koa,hanaovana système goutte goutte,Halevina anaty tany Oyas.Manatsara ny fahasalaman'ny voly ihany koa izy noho ny singa hananany, tombony arapahasalamana tanteraka ny rano ao anatiny raha hatao fitahirizana rano fisotro. VOKATRA AZO. 3)Voatavo siny iray 10L mahatondraka voly rakotra 2m,raha atao système goutte goutte dia siny 5 isa @15L mahavita tany 1A,ra Oyas siny iray 8L tany 1m toradroa mahery kely. Tsara tokoa ny kalitaom-bokatra azo avy@ fampiasana azy io 100%Agroekolojika izy, indrindra fa ny légumes.