Sound water management for continuous production and food sufficiency
FR MG EN

Fampiasana fitaovana azo vokarina eny an-toerana

HomeSolutionsFampiasana fitaovana azo vokarina eny an-toerana…
Fampiasana fitaovana azo vokarina eny an-toerana
photo 1 photo 2 photo 3 photo 4
Rainwater harvesting Soil & water conservation Efficient distribution Other innovation

Fampiasana fitaovana azo vokarina eny an-toerana

  • Submitted by : RANDRIAMANAMPISOA Lovatiana Evariste
  • Location : Anjozorobe, Analamanga
  • Practiced since : 2022
  • Area : 0.20 ha
  • Estimated cost : < 50 000 Ar
  • Beneficiary crops : Légumes,Hazo fihinambo, Pépinière
0 votes
Voting closed

Solution description

1)Ny vidin'ireo fitaovana hampiasaina ny rano hanondrana hitantanana hanangonana. FIASAN'NY TEKNIKA. 2)*Voatavo siny : hanondrahana voly,satria mahazaka rano 10L mihoatra ny siny iray,Hanangonana ranonorana ihany koa,hanaovana système goutte goutte,Halevina anaty tany Oyas.Manatsara ny fahasalaman'ny voly ihany koa izy noho ny singa hananany, tombony arapahasalamana tanteraka ny rano ao anatiny raha hatao fitahirizana rano fisotro. VOKATRA AZO. 3)Voatavo siny iray 10L mahatondraka voly rakotra 2m,raha atao système goutte goutte dia siny 5 isa @15L mahavita tany 1A,ra Oyas siny iray 8L tany 1m toradroa mahery kely. Tsara tokoa ny kalitaom-bokatra azo avy@ fampiasana azy io 100%Agroekolojika izy, indrindra fa ny légumes.