Fitantanan-drano mirindra, antokin'ny famokarana maharitra sy ny fahaleovan-tena ara-tsakafo.
FR MG EN

Fanangonana ranon'eika sy ranon'ando mandritra ny ririnina ho rano fisotro madio

TongasoaVahaolana voarayFanangonana ranon'eika sy ranon'ando mandritra ny …
Fanangonana ranon'eika sy ranon'ando mandritra ny ririnina ho rano fisotro madio
photo 1 photo 2 photo 3 photo 4
Fanangonana ranon'orana Fitehirizana rano

Fanangonana ranon'eika sy ranon'ando mandritra ny ririnina ho rano fisotro madio

  • Natolotry : Ramiarijaona Landy Tiana
  • Toerana : Manjakandriana, Analamanga
  • Efa nampiasaina havirina? : 2015
  • Velarany toerana : 0.06 ha
  • Tombam-bidy : 200 000 – 1 000 000 Ar
0 voty
Tapitra ny fifidianana

Fanazavana momba ilay tolotra

1) rano fisotro madio mandritra ny maintany ka ritra ny vovo
2)taatazana amin'ny tafo ny ranon'ando sy erika ka angonina ambony toerana tsy ilana paompy mampiakatra intsony
3) misy rano madio azo sotroina foana mandritra ny maintany maharitra ny vovo amin'ny toerana avo