Sound water management for continuous production and food sufficiency
FR MG EN

Fanangonana ranon'eika sy ranon'ando mandritra ny ririnina ho rano fisotro madio

HomeSolutionsFanangonana ranon'eika sy ranon'ando mandritra ny …
Fanangonana ranon'eika sy ranon'ando mandritra ny ririnina ho rano fisotro madio
photo 1 photo 2 photo 3 photo 4
Rainwater harvesting Water storage

Fanangonana ranon'eika sy ranon'ando mandritra ny ririnina ho rano fisotro madio

  • Submitted by : Ramiarijaona Landy Tiana
  • Location : Manjakandriana, Analamanga
  • Practiced since : 2015
  • Area : 0.06 ha
  • Estimated cost : 200 000 – 1 000 000 Ar
0 votes
Voting closed

Solution description

1) rano fisotro madio mandritra ny maintany ka ritra ny vovo
2)taatazana amin'ny tafo ny ranon'ando sy erika ka angonina ambony toerana tsy ilana paompy mampiakatra intsony
3) misy rano madio azo sotroina foana mandritra ny maintany maharitra ny vovo amin'ny toerana avo