Collecte eau de pluie
Stockage d'eau
Fanangonana ranon'eika sy ranon'ando mandritra ny ririnina ho rano fisotro madio
0
votes
Votes fermés
Description de la solution
1) rano fisotro madio mandritra ny maintany ka ritra ny vovo
2)taatazana amin'ny tafo ny ranon'ando sy erika ka angonina ambony toerana tsy ilana paompy mampiakatra intsony
3) misy rano madio azo sotroina foana mandritra ny maintany maharitra ny vovo amin'ny toerana avo