Fomba fanangonana rano
Fanondrahana mitsitsy rano
Ketrika vaovao
Fampiasana rano mirindra
0
voty
Tapitra ny fifidianana
Fanazavana momba ilay tolotra
1. Fiovaovan'ny toetr'andro, fampihenana ny fampiasana angovo sy fotoana
2. Ampiakarina avy ao anaty vovo makao amin'ny fitairizandrano ny rano ( vita amin'ny brique lalorana ciment ), aparitaka amin'ny alalan'ny fantsona misy eto antoerana ( bambou mpitatitra rano ; bararata sy tavohangy maso-loharano )
3. Isan'ny vahaolana amin'ny fovahovan'ny toetr'andro
Voatsitsy ny rano ( tsy misy very very ny rano ), mihena ny isan'ny olona manondraka