Sound water management for continuous production and food sufficiency
FR MG EN

Fampiasana rano mirindra

HomeSolutionsFampiasana rano mirindra…
Fampiasana rano mirindra
photo 1 photo 2 photo 3
Water retention Efficient distribution Other innovation

Fampiasana rano mirindra

  • Submitted by : Association LIANTSOA ( Ankadinondry Sakay) (LIANTSOA)
  • Location : Tsiroanomandidy, Bongolava
  • Practiced since : 2023
  • Area : 1.50 ha
  • Estimated cost : 200 000 – 1 000 000 Ar
  • Beneficiary crops : Legioma rehetra, pepinière, trondro, vary, rano fisotro madio
0 votes
Voting closed

Solution description

1. Fiovaovan'ny toetr'andro, fampihenana ny fampiasana angovo sy fotoana
2. Ampiakarina avy ao anaty vovo makao amin'ny fitairizandrano ny rano ( vita amin'ny brique lalorana ciment ), aparitaka amin'ny alalan'ny fantsona misy eto antoerana ( bambou mpitatitra rano ; bararata sy tavohangy maso-loharano )
3. Isan'ny vahaolana amin'ny fovahovan'ny toetr'andro
Voatsitsy ny rano ( tsy misy very very ny rano ), mihena ny isan'ny olona manondraka