Bonne gestion de l'eau pour une production agricole continue et l'autosuffisance alimentaire
FR MG EN

Fampiasana rano mirindra

AccueilSolutionsFampiasana rano mirindra…
Fampiasana rano mirindra
photo 1 photo 2 photo 3
Rétention d'eau Irrigation/distribution efficiente Autre innovation

Fampiasana rano mirindra

  • Proposée par : Association LIANTSOA ( Ankadinondry Sakay) (LIANTSOA)
  • Localisation : Tsiroanomandidy, Bongolava
  • Pratiqué depuis : 2023
  • Superficie : 1.50 ha
  • Coût estimatif : 200 000 – 1 000 000 Ar
  • Cultures bénéficiaires : Legioma rehetra, pepinière, trondro, vary, rano fisotro madio
0 votes
Votes fermés

Description de la solution

1. Fiovaovan'ny toetr'andro, fampihenana ny fampiasana angovo sy fotoana
2. Ampiakarina avy ao anaty vovo makao amin'ny fitairizandrano ny rano ( vita amin'ny brique lalorana ciment ), aparitaka amin'ny alalan'ny fantsona misy eto antoerana ( bambou mpitatitra rano ; bararata sy tavohangy maso-loharano )
3. Isan'ny vahaolana amin'ny fovahovan'ny toetr'andro
Voatsitsy ny rano ( tsy misy very very ny rano ), mihena ny isan'ny olona manondraka