Fitehirizana rano
Voafidy
Vahaolana voaray · 12 →
Vahaolana vaovao
Fitehirizana rano
Ketrika vaovao
Système Tsinjorano made in Madagascar (RTVG) >> RAFITRA TSINJORANO VITA GASY
Ketrika vaovao
Irrigation goutte-à-goutte bidons plastiques recyclés artisanal
Ketrika vaovao
Rechercher technicien
Fiarovana ny nofotany sy ny rano
FOMBA FITANTANANA NY RANO
Fanondrahana mitsitsy rano
Ny fomba fitsitsiana rano amin'ny fambolena mangahazo
Fiarovana ny nofotany sy ny rano
station de mon point age ,barage
Fiarovana ny nofotany sy ny rano
BIOCANAL
Fiarovana ny nofotany sy ny rano
Système de bassin hydraulique avec laboratoire
Inona izy ity?
Fanomezan-danja ny fahaizamanao eo aminy tantsaha malagasy
Ity fifaninanana ity dia mitady ny fomba hizarana ireo pratika tsara indrindra momba ny fampiasana rano.
Mahakasika ireo velaratany fambolena eo @ 0,1–2 ha
Vahaolana azo averina eny ifotony ary tsy lafo vidy
Faritra rehetra eto Madagasikara
Martsa–Mey 2026
Fihomanana
Fanokafana ny tranonkala
Jona–Septambra 2026
Fandraisana ireo vahaolana
Misokatra ny fandraisana ireo vahaolana
Oktobra 2026
Fanolorana Loka
Jury + vokatra + lanonana
Nov. 2026 →
Tahirin-kevitra maharitra
Tranonkala azo ijerena ny vokatra mitohy
Zava-dehibe ny traikefanao
Maimaim-poana · Misokatra ho an'ny rehetra · Mifarana ny 30/09/2026