Rainwater harvesting
1 Fampiasana bambou silahina asina lavaka isaky ny foto-boly,ary tavoahangy misy lavaka isaky ny fototra voankazo
Teo aloha manondraka isaky ny roa andro,araraka be fotsiny dia mifafatra be ny tany,nanomboka 2025 nampiasa bambou,tavoahangy asina rano goutte a goutte,atao isaky ny parcelle,isak…