Irrigation/distribution efficiente
Ny fomba fitsitsiana rano amin'ny fambolena mangahazo
0
votes
Votes fermés
Description de la solution
1)Ny tsy fahampiany rano vokatrin'ny fiovaovan'ny toetrandro.2) mitatitra rano amin'ny sihô( Seau) anondrahana mangahazo, tondrahana tsirairay isakin'ny fotony mangahazo.3) maniry tsara,tsy matiny hain'andro sy manome vokatra tsara. Mitombo ny vokatra azo, tsy mitovy amin'ny sasany tsy manondraka fa miandry ranonorana fotsiny.