Soil & water conservation
Pumping
Efficient distribution
FOMBA FITANTANANA NY RANO
0
votes
Voting closed
Solution description
1)- Ts fahampian'ny rano noho ny fiovaovan'ny toetrandro.
2)- Fanatsarana sy fikarakarana ireo tohadrano efa misy ary ny fanaovana tohadrano vaovao amin'ny toerana izay mbola tsy misy nefa mila izany.
- Fisafidianana ny masomboly ho volena mifaranaka amin'ny toetr'andro sy vanim-potoana.
- Fampiasana ny teknika fanondrahana mitete( irrigation par goutte a goutte ) raha voly legioma ( CUMA).
3) - Maharitra ny fotodrafitrasa vita ary voaharamaso.
- Mahazo vokatra tsara ny mpamboly ary mahazaka ny vanimpotoana.
- kely kokoa ny rano very ivelany fa tandrify tsara ny fambolena ary mahazo aina tsara ny voly.